Ny asa soratro tsy ho ahy, fa ho antsika izay mamaky

Miarahaba antsika rehetra izay mahita an'ity tranonkala ity izao.
Hampafantatra kely fohifohy mikasika an'ity tranonkala ity fotsiny aho

Ity tranonkala ity dia nataoko hifampizarana Amintsika zavatra maro toy ny asa soratra, video, mikasika ny fiainana sy ny sisa. Entiko hizarana zava-tsoa, mety misy torohevitra,mety mbola ahitana zavatra maro.
Mahazoa fahafinaretana ary Tompoko

Sombin-tantara


_Sedram-pitia


Sokajy: fitiavana


Rasambatra


Sokajy: fiainana


Mombamomba

Hizarana Amintsika ny momba ahy sy ny asa soratro...tohiny